Mofonaina

831840 of 1250 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Talata 18 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ISAIA 60.1-7 Manova ny tantaranao ny Tompo 1-Mitsangàna « Mitsangàna » . Baiko mazava no omen’ny Tompo ho an’i Jerosalema izany ……

Alahady 16 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

2 MPANJAKA 13.20-21 « dia velona Izy ka nijoro tamin’ny tongony » Ny fandresena ny fahafatesana 1-Midika fahavelomana indray « dia velona izy »…..

Sabotsy 15 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

MATIO 28.1-7 Jesoa Kristy Tompo 1-Mpandresy ny tahotra « Aza matahotra ianareo » (and5 b) .Nitondra tahotra sy horohoro teo amin’ny mpiambina…..

Zoma 14 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

DANIELA 6. 26-29 Ny Andriamanitra ivavahantsika 1-Andriamanitra velona « Fa Izy no Andriamanitra velona « (and26b) .Nisy ny didy nivoaka izay nilaza…..

Talata 11 Aprily 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

ISAIA 52.7-12 Ny herin’ny fitsanganan’ny Tompo 1-Ambaran’ny mpitondra teny soa mahafaly « Akory ny hatsaran‘ny tongotr’iry mitondra teny soa mahafaly ery…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro