Mofonaina

821830 of 1364 items

Mofonaina atolotry ny Foibe SA FJKM

Talata 22 Aogositra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

APOKALYPSY 2.18-19 Mijoroa amin’ny finoana Ny mofonaina ho antsika anio dia tafiditra ao amin’ny fizarana voalohany , sehatra fahefatra ilazana…..

Alahady 20 Aogositra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

EKSODOSY 17.8-16 Miatrika ady ny Zanak’Israely Ny anjara ady mivantana tsy maintsy ataon’ny olona Lazain ‘ny tantara fa voalohany hiatrehan’ny…..

Sabotsy 19 Aogositra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

Ohabolana 3,21-26 Jehovah Andriamanitra no tokinao Fantantsika tsara fa sarotra ny fiainana ary tena manahirana tokoa ny miaina ankehitriny. Hitantsika…..

Zoma 18 Aogositra 2023

by Mofonaina–SA-FJKM

2 Petera 3,17-18 17 Koa satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan’ny fahadisoan’ny ratsy fanahy ianareo…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro