Ireo irak’i Jaona mpanao Batisa
Ireo irak’i Jaona mpanao Batisa Mofonaina anio: Alakamisy, faha 19 Martsa 2026 Sal. 46, 1-4 / Hira 307 / Vavaka / Mfonaina / Vavaka / Hira 303, 4 Lioka 7,18 – 23 18 Ary ny mpianatr’i Jaona nanambara izany rehetra izany taminy. 19 Ary Jaona niantso ny mpianany roa lahy hankao aminy, dia naniraka azy […]