FANOMPOAMPIVAVAHANA FJKM “Mitoria teny amin’ny firenena rehetra” Alahady nato…
FANOMPOAMPIVAVAHANA FJKM “Mitoria teny amin’ny firenena rehetra” Alahady natokan’ny foibe FJKM hitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Asa Fitoriana ny Filazantsara (AFF) manerana ny sahan’ny FJKM. FJKM Tranovato Ambatonakanga SPIA Alahady 10 Septambra 2023. Source









