Ny Asa Fitoriana ny Filazantsara , afohezina hoe AFF, dia miorina eto amin’ny FJKM Tranovato Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro. Ny fitsipika mifehy azy dia miainga amin’ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM. .
Zava-kendreny
Ny zava-kendren’ny AFF dia ny ny fanatanterahana ny and5 amin’ny FDL FJKM sy ny foto-kevitra FJKM amin’ny fitoriana filazantsara araka ny fitsipika FJKM and1 :
- Manentana sy manampy ary miaraka amin’ny fiangonana
- Manao izay handrenesan’ny olona rehetra ny filazantsara
- Manao izay hahatonga mpianatra ireo efa nandre filazantsrara.
- Mitaona ny olona hijoro vavolombelonan’ny finoana an’I Jesoa Kristy
Biraon’ny AFF
Filoha : RAZAFIMANDIMBY Jaonarison
Mpitantsoratra : xxx
Mpitahiry vola : xxx
Fandaharam-potoana samihafa
Fotoana AFF : asa fitoriana ny Filazantsara, Tafika Masina
Asa Fitoriana ny Filazantsara AFF (sary...)
Birao AFF (sary...)
Tetiandro AFF
Ireto ny tetiandron'ny AFF mandritra ity taona ity.
Volana AFF : Desambra
Fety sy fankalazana samihafa
Fotoan-dehibe Fiangonana : 13 aogositra 2023 ivon'ny Jobily faha 120 taona
AFF Foibe FJKM : xxx