Lahatsoratra malalaka

1 Item

Lahatsoratra malalaka blog : hanasana ny kristianina rehetra handray anjara.
Alefaso ao amin’ny [email protected] ny lahatsoratra tianao havoaka.

Lahatsoratra mahakasika ny Mpitandrina RAVALITERA Etienne

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Lahatsoratra malalaka voaray avy amin’ny Andriamatoa ANDRIANAMBININTSOA Manitriniaina Rakoto izay zafikelin’ny Mpitandrina RAVALITERA Etienne izay nitondra ny fitandremana Alatsinainy Bakaro.  Izy nanoratra dia nanana andraikitra ambony tao amin’ny rafitra FJKM izy, ary Talé teo aloha tao amin’ny Seloky Protestanta Paul MINAULT talohan’ny nandehanany nisotro ronono. “Mpitandrina tao amin’ny Fiangonana FJKM Alatsinainy Bakaro  tokoa Ingahy RAVALITERA […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro