Ny Sampana Vokovoko Manga , afohezina hoe SVM, dia Sampana miorina eto amin’ny FJKM Tranovato Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro. Ny fitsipika mifehy azy dia miainga amin’ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM. .

Zava-kendreny

Ny Sampana vokovoko Manga SVM FJKM dia :

  • miady amin’ny zava-mahadomelina rehetra ao anatiny sy ivelan’ny Fiangonana.
  • Raisin’ny SVM FJKM ho baikon’ny Tompo asainy tanterahan’ny Fiangonany ny ady amin’ny fanapariahana sy ny fanjifana izany zava-mahadomelina izany ka manaiky izy ho Sampana mpitarika sy mpanentana ny Kristiana tsirairay sy ny Fiangonana manontolo hirotsaka amin’izany ady izany

Biraon’ny Vokovoko Manga SVM

Filoha : RARIVONJANAHARY Zakaniaina

Mpitantsoratra : xxx

Mpitahiry vola : xxx

Fandaharam-potoana samihafa

Fotoana SVM :  fitaomana ny mpiara-belona hiala amin'ny zava-mahamamo sy zava-mahadomelina

Vokovoko manga (sary...)

Birao SVM (sary...)

Tetiandro SVM

Ireto ny tetiandron'ny  Sampana Vokovoko Manga mandritra ity taona  ity.

Volana SVM : Jona

Fety sy fankalazana samihafa

Fotoan-dehiben'ny Fiangonana :  13 aogositra 2023 ivon'ny Jobily faha 120 taona

SVM Foibe FJKM : xxx