Ny Sampana Fifohazana , afohezina hoe SAFIF, dia Sampana iray miorina eto amin’ny FJKM Tranovato Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro. Ny fitsipika mifehy azy dia miainga amin’ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM. .
Zava-kendreny
Ny Sampana Fifohazana FJKM dia :
- Mitory ny Filazantsara, mamoaka demonia, mametra-tanana, manasitrana marary ( Mar.16,15-20 ).
- Mampandroso ny Fiangonana (IKor.14,12).
- Mitady ny fampiraisana (Jao.17,21).
- Miaina ny fifankatiavana (Jao.13,34-35)»
Biraon’ny Sampana Fifohazana
Filoha : RAZAFINDRAKETAKA Elyse
Mpitantsoratra : xxx
Mpitahiry vola : xxx
Fandaharam-potoana samihafa
Fotoana SAFIF : asa fampaherezana
Sampana Fifohazana (sary...)
Birao SAFIF (sary...)
Tetiandro SAFIF
Ireto ny tetiandron'ny SAFIF mandritra ity taona ity.
Volana SAFIF : Oktobra
Fety sy fankalazana samihafa
Fotoan-dehibe Fiangonana : 13 aogositra 2023 ivon'ny Jobily faha 120 taona
SAFIF Foibe FJKM : xxx