Antokompihira Sederan'ny Ziona

Hihira ho an'i Jehovah aho satria nanisy soa ahy Izy Sal. 13.6
Ny Antoko Mpihira Sederan'ny Ziona dia mijoro eto amin'ny Fiangonana Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy Bakaro .Natao hifampitaizana sy hibeazana mba hitomboana amin’ny fahalalana sy finoana an’i Jesoa Kristy, ary hahafahana manompo sy miasa ho Azy mba ho fijoroana vavolombelona amin’ny sehatry ny hira fiderana.

Amin’ny miara-miombona azy ato amin’ny Fiangonana dia manaja ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM ny Narda-Fihobiana sady manaja ny Fitsipika anatiny eto amin'ny Fiangonana ijoroany ary mankato ny Ambaratongam-pitondrana eto amin’ny Fiangonana .

Zava-kendreny

Ny Sederan'ny Ziona, amin’ny asa ataony dia mikendry :

  • Fitoriana ny Filazantsara sy fijoroana ho vavolombelon’i Kristy amin'ny alalan'ny hira.
  • Tanjona ny fiderana an'Andriamanitra sy ny asa fitoriana ny Filazantsara an-kira
  • Ny hitory ny Filazantsara amin’ny olombelona rehetra

Sederan'ny Ziona

Filoha: RANDRIAMANANTENASOA Jean Fred

Mpitantsoratra: xxx

Mpitahiry vola:  xxx

Mpitantsoratry ny vola: xxx

Mpanolotsaina: xxx

Sederan'ny Ziona

Fandaharam-potoana samihafa

Fotoampivavahana : anjara amin'ny fotoampivavahana isan'alahady

Fameran-kira : xxx

Tetiandro SEDERA

Ireto ny tetiandron'ny Sederan'ny Ziona mandritra ity taona ity.

Asa Fitoriana SEDERA : xxx

Volana Sederan'ny Ziona :  Febroary

Krismasy tarihin'ny Sedera:  xxx

Fety sy fankalazana samihafa

Fotoan-dehibe Fiangonana : Alahady 13 Aogositra 2023

Sedera (sary...)