Misy laharam-pahamehana mandrakariva eo amin’ny fiainana
Misy laharam-pahamehana mandrakariva eo amin’ny fiainana Mofonaina anio: Asabotsy, faha 21 Febroary 2026 Sal 117 / Hira 18:1,2,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 242 Jaona 4,31 – 38 31 Ary raha tsy mbola tonga izy ireny, ny mpianany dia nangataka taminy ka nanao hoe: Hano, Raby ô. 32 Fa hoy Jesosy taminy: Izaho […]
