Lahatsoratra avy amin’ny Mofonaina–SA-FJKM

110 of 1374 items

Mpino makatoky amin’ny asany – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Mpino makatoky amin’ny asany Mofonaina anio: Alahady, faha 30 Aogositra 2026 Sal.111.1-10 / HF48 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 512.1 Ohabolana 14,26 – 31 26 Ny fahatahorana an’i Jehovah dia fiarovana mahatoky, Ary ny zanany hahazo fialofana. 27 Ny fahatahorana an’i Jehovah no loharanon’aina, Hanalavirana ny fandriky ny fahafatesana. 28 Ny fahabetsahan’ny […]

Ny mpino mahatoky amin’ny asany

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpino mahatoky amin’ny asany Mofonaina anio: Asabotsy, faha 29 Aogositra 2026 Sal. 143.1-8 / Hira FF5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 539.4 Lioka 17,1 – 10 1 Ary hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Tsy maintsy ho avy ny fahatafintohinana; nefa lozan’izay olona mahatonga izany! 2 Aleo anantonana vato lehibe* fikosoham-bary ny vozony, […]

Ny mpanompo mahatoky – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpanompo mahatoky Mofonaina anio: Zoma, faha 28 Aogositra 2026 Sal.31:19-24 / HF:24 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 545 :1 2 Timoty 2,1 – 7 1 [Famporisihana an’Timoty haharitra tsara, na dia azom-pahoriana aza] Koa ianao, anaka, dia aoka hihahery amin’ny fahasoavana izay ao amin’i Kristy Jesosy. 2 Ary izay zavatra efa […]

Mpino mahatoky – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Mpino mahatoky Mofonaina anio: Alakamisy, faha 27 Aogositra 2026 Sal.4:1-5 / Hira 151,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 499.3 Eksodosy 31,1 – 1,11 1 [Ny nanendrena an’i Bezalila sy Oholiaba ho lohan’ny mpiasa] Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: 2 Indro, efa notononiko anarana Bezalila, zanak’i Ory, zanak’i Hora, avy […]

mahatoky amin’ny asany ny mpino

by Mofonaina–SA-FJKM

mahatoky amin’ny asany ny mpino Mofonaina anio: Alarobia, faha 26 Aogositra 2026 Sal. 122:1-7 / Hira 531:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / HF 14.3 3 Jaona 1,1 – 8 1 [Fisaorana an’i Gaio noho ny nandraisany vahiny, sy filazana ny amin’i Diotrefa sy Demetrio] Izaho loholona* mamangy an’i Galo, ilay malala, izay tiako […]

Toetra takiana amin’ny mpitarika – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Toetra takiana amin’ny mpitarika Mofonaina anio: Talata, faha 25 Aogositra 2026 Sal.27.1-3 / Hira 549 : 1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 332 Nehemia 7,1 – 3 1 Ary nony vita ny manda, ka voalatsako ny lela-vavahady, sady voatendry ny mpiandry varavarana sy ny mpihira ary ny Levita, 2 dia notendreko Hanany […]

Toe-panahy mila hananan’ny mpino – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Toe-panahy mila hananan’ny mpino Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 24 Aogositra 2026 Sal.119:33-40 / Hira 437.1 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 336 1 Mpanjaka 2,1 – 4 1 [Ny hafatra nataon’i Davida tamin’i Solomona, sy ny nahafatesany] Ary rehefa antomotra ny andro hahafatesan’i Davida, dia nandidy an’i Solomona zananilahy izy hoe: 2 Izaho […]

Ny mpino mahatoky amin’ny asany

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny mpino mahatoky amin’ny asany Mofonaina anio: Alahady, faha 23 Aogositra 2026 Sal.47:1-7 / Hira24:1,5 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira FF.39:2 Jaona 17,1 – 5 1 Rehefa nolazain’i Jesosy izany teny izany, dia nanandratra ny masony ho amin’ny lanitra Izy ka nanao hoe: Ray ô, tonga ny fotoana; mankalazà ny Zanakao, mba […]

Fampitandremana ny amin’ny fampianaran-diso – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Fampitandremana ny amin’ny fampianaran-diso Mofonaina anio: Asabotsy, faha 22 Aogositra 2026 Sal.24:1-5 / Hira 643:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 469:4 Joda 1,17 – 23 17 Fa tsarovinareo, ry malala, ny teny voalazan’ny Apostolin’i Jesosy Kristy Tompontsika fahiny; 18 fa efa nilaza taminareo hoe izy: Amin’ny andro farany dia hisy mpaniratsira, mandeha […]

Mpanompo tsara sady mahatoky – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Mpanompo tsara sady mahatoky Mofonaina anio: Zoma, faha 21 Aogositra 2026 Sal.96:1-8/HF 45/ Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 338 Matio 25,14 – 30 14 Fa ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny olona izay efa handeha ho any an-tany hafa ka niantso ny mpanompony, dia nanolotra azy ny fananany: 15 koa ny anankiray nomeny […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro