Lahatsoratra tamin’ny septembre 2021

110 of 26 items

Zoma 17 Septambra 2021 – I Pet 3 : 18 – 22

by Mofon'Aina

 18Fa i Kristy koa dia efa maty indray mandeha monja ho fanalana ny ota: ny Marina no efa maty hamonjy ny tsy marina, mba hitondra antsika ho amin’Andriamanitra. Novonoina tao amin’ny nofo i Kristy, fa novelomina araka ny Fanahy Masina3.18 efa mat…

Alakamisy 16 Septambra 2021 – Asa 18 : 5 – 8

by Mofon'Aina

 Rehefa tonga avy any Masedônia18.5 Jereo 17.15. i Silasy mbamin’i Timôty, dia ny toriteny no nimasoan’i Paoly, ary nambarany tamin’ny Jiosy fa i Jesoa no ilay Mesia. 6Kanefa nanohitra sy nanevateva azy ry zareo; ka dia nanopakopa-damba18.6 Ny man…

Alarobia 15 Septambra 2021 – Sal 51 : 1 – 12

by Mofon'Aina

 1 Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida, 2fony i Natàna mpaminany nankao aminy, rehefa naka an’i Baty-Seba ity mpanjaka51.1 Jereo 2 Sam 11-12..3Andriamanitra ô, iantrao ahosatria fatra-pitia Ianao;koseho re n…

Talata 14 Septambra 2021 – Jao 3 : 22 – 30

by Mofon'Aina

 22Taorian’izany, dia nankany amin’ny faritany Jodea i Jesoa mbamin’ny mpianany; ary niara-nitoetra tamin’izy ireo tany Izy sady nanao batisa3.22 Jereo 4.1-2. ny olona. 23I Jôhany koa nanao batisa ny olona tao Enôna akaikin’i Salîma3.23 i Enôna sy…

Alatsinainy 13 Septambra 2021 – Rom 6 : 1 – 7

by Mofon'Aina

 1Inona àry no holazaintsika? Hitoetra ao amin’ny fahotana ve isika mba hitomboan’ny fahasoavana6.1 Ampit 3.8.? 2Sanatria izany! Isika izay efa maty raha ny amin’ny fahotana, hataontsika ahoana no mbola ho velona ao amin’ny fahotana ihany? 3Sa tsy…

Sabotsy 11 Septambra 2021 – Mat 28 : 16 – 20

by Mofon'Aina

 16Ary ny mpianatra 11 lahy dia nankany Galilea, any amin’ilay tendrombohitra nasain’i Jesoa halehany28.16 Jereo 26.32.. 17Nony nahita an’i Jesoa ny mpianatra, dia nitsaoka Azy; kanefa mbola nisalasala ihany ny sasany. 18Dia nanatona azy rehetra i…

Zoma 10 Septambra 2021 – Asa 10 : 44 – 48

by Mofon'Aina

 44Raha mbola nilaza izany zavatra izany i Petera, dia nilatsahan’ny Fanahy Masina ny olona rehetra nihaino ny lahateniny. 45Talanjona ireo mpino jiosy tafaraka tamin’i Petera, satria narotsaka tamin’ny hafa firenena koa ny Fanahy Masina fanomezan…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro