Ny antompisian’ny Sampana eo amin’ny Fiangonana
Ny antom-pisian’ny sampana eo amin’ny Fiangonana Fampidirana Sampana = karazana fikambanana kely mijoro eo anivon’ny Fiangonana, mampivondrona ireo mitovy tanjona, tombontsoa na ehy 1. Fototra ara-tsoratra Masina Ny sampana dia manana fiombonana akaiky amin’ Andriamanitra (vavaka sy Soratra Masina) ary tsy maintsy mamokatra ( Jaona 15: 1-8) Ny sampana tsirairay dia mitondra ny […]