Mivavaha mandrakariva ka aza mety reraka. Ireto misy antony hivavahantsika: ho fanampiana anao:
– Ny fiainanao: na ao amin’ny fifaliana na ao amin’ny faharatsiana
– Ny an’ny manodidina anao: havana, ray, reny, zoky, zandry, fiaraha-monina, firenena.
– Ny asan’ny tsirairay: mba ho araky ny sitrapon’Andriamanitra ny atao. Na aiza na aiza, na inona na inona no atao sy lazaina.
– Ny fahaizana mamela heloka, mamindra fo,
– Ny fitiavana ny hafa (=namana); ho fifanampiana sy fifampitsinjovana, na ara-panahy, moraly, materialy.
– Ny hananan’ny rehetra fiadanana sy famonjena.
-Ny hamokarana ny voan”ny fibebahana.
– Ny hanjakan’ny fahamarinana sy ny fiadanana amin’ny firenentsika.
Meteza ary ho tarihin’ny Fanahy amin’ny fivavahana.
Mirary fety sambatra omban’ny fiadanan’ny Tompo.
makasitraka ô?
♥♥♥♥♥♥
Mankasitraka ô