Vaovaom-piangonana

8 Items

Ireo vaovaom-piangonana sy tsara ho fantatra

Ivon’ny Fankalazana Faha120 taona FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Tanteraka  ny Sabotsy 12 sy Alahady 13 Aogositra 2023 ny ivon’ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana  FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Notokanana tamin’izany ny  ezaka “Valintafo” mitentina 60 000 000 Ariary ho fanamarihana ny Fankalazana. Nitondra ny fotoana ny Mpitandrina RABENANTOANINA Solofonindriana  filohan’ny Synodamparitany Atsimon’Iarivo Miray  sy ny kristianina maro. Nandray anjara fitenanana ny Mpitandrina […]

Fanokafana Fankalazana Faha120 taona FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Natao ny Alahady 2 Aprily 2023 ny fanokafana ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana  FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Niarahana tamin’ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi  filohan’ny FJKM niaraka tamin’ny Mpitandrina RAKOTONANAHARY Tiana Holda. sy ny Fiangonana manontolo , notronon’ny Zanaka ampielezana sy ny Kristianina maro. Misaotra ny rehetra nivavaka tamin’ny nahantateraka izany. Fanokafana faha 120 […]

Fanokanana ireo Mpandray andiany “FANKATOAVANA” teto FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Vita soa amantsara ny fanokanana ireo Mpandray andiany “FANKATOAVANA” teto FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Naharitra tamin’ny fampianarana sy fiofanana nandritra ny iray taona izy ireo niaraka tamin’ny Mpitandrina RAKOTONANAHARY Tiana Holda. Ny Mpitandrina Solofoharison D. RATEFINJANAHARY kosa no nanokana azy ireo sy nitondra ny fotoana rehetra ny Alahady 8 Janoary 2023. Misaotra ny rehetra […]

Lahatsoratra mahakasika ny Mpitandrina RAVALITERA Etienne

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Lahatsoratra malalaka voaray avy amin’ny Andriamatoa ANDRIANAMBININTSOA Manitriniaina Rakoto izay zafikelin’ny Mpitandrina RAVALITERA Etienne izay nitondra ny fitandremana Alatsinainy Bakaro.  Izy nanoratra dia nanana andraikitra ambony tao amin’ny rafitra FJKM izy, ary Talé teo aloha tao amin’ny Seloky Protestanta Paul MINAULT talohan’ny nandehanany nisotro ronono. “Mpitandrina tao amin’ny Fiangonana FJKM Alatsinainy Bakaro  tokoa Ingahy RAVALITERA […]

Nandefa misionera namaky lay tany Belindo-Bekily ny FJKM Alatsinainy bakaro / SPAIM

by Fjkm AlatsinainyBakaro

FJKM ALATSINAINY BAKARO / SPAIM : NANDEFA MISIONERA NAMAKY LAY TANY BELINDO-BEKILY Ho fanatanterahana ny vinantsika FJKM hoe:”Vontosy Filazantsara ny Nosy Madagasikara !” sy ny fikasana hanorina FJKM any amin’ny kaomina tsy mbola misy azy dia indro fa nandeha namaky lay tany Belindo-Bekily (Toliara) ny misionera valo mianadahy tao amin’ny FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro