Vita soa amantsara ny fanokanana ireo Mpandray andiany “FANKATOAVANA” teto FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro.
Naharitra tamin’ny fampianarana sy fiofanana nandritra ny iray taona izy ireo niaraka tamin’ny Mpitandrina RAKOTONANAHARY Tiana Holda. Ny Mpitandrina Solofoharison D. RATEFINJANAHARY kosa no nanokana azy ireo sy nitondra ny fotoana rehetra ny Alahady 8 Janoary 2023.
Misaotra ny rehetra nivavaka tamin’ny nahantateraka izany. Misaotra indrindra ny MPAHARY.


0 Commentaires