Alakamisy 01 Febroary 2018 – Deo 21 : 18 – 21
18Mety hisy olona manana zanakalahy maditra sy manohitra, ka tsy mihaino ny tenin’ny ray aman-dreniny sady tsy zakany anarina. 19Hosamborin’ireo ray aman-dreniny izy ka hoentiny amin’ny fitsarana eo anoloan’ny loholon’ny tanàna onenany; 20ary hiteny am…