Lahatsoratra avy amin’ny Harivony

110 of 38 items

Alarobia 07 Martsa 2018 – Hos 14 : 2 – 4

by Harivony

2Ry Israelita ô, mba miverenaamin’ny TOMPO Andriamanitrareo,fa ny helokareo no nahalavo anareo.3Miverena amin’ny TOMPOka milazà aminy hoe:«Avelao avokoa ny helokay;ary ho solon’ny vantotr’ombilahy fanolotraydia raiso tsara ireto teninay ireto:4Tsy i As…

Talata 06 Martsa 2018 – Mar 1 : 1 – 8

by Harivony

1Manomboka eto ny Vaovao Mahafaly momba an’i Jesoa Kristy Zanak’Andriamanitra1.1 Misy stf tsy ahitana ny teny hoe Zanak’Andriamanitra.2Izao no voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny bokin’i Isaià mpaminany:«Indro alefako hialoha Anao ny irako,hoy Andria…

Alatsinainy 05 Martsa 2018 – II Pet 3 : 8 – 10

by Harivony

8Kanefa izao zavatra izao, ry hava-malala, no aoka tsy hohadinoinareo: amin’ny Tompo, ny indray andro dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona dia toy ny indray andro3.8 Ampit Sal 90.4.. 9Koa tsy ahemotry ny Tompo araka ny hevitry ny sasany akory ny …

Alahady 04 Martsa 2018 – Eze 18 : 27 – 32

by Harivony

 27Raha misy kosa olon-dratsy miala amin’ny faharatsiana nataony, ka manao izay marina sy mahitsy, dia mamonjy ny ainy izy. 28Ho velona tokoa izy fa tsy ho faty satria nahatsapa ny asa ratsiny ka niala tamin’izany. 29Kanefa hoy ianareo Israelita h…

Sabotsy 03 Martsa 2018 – Dan 9 : 15 – 19

by Harivony

15«Ary ankehitriny, Tompo Andriamanitray ô, Ianao efa nitondra ny vahoakanao niala tany Ejipta tamim-pahefàna mahery, sady nanao ny anaranao ho malaza tahaka ny amin’izao anio izao; izahay kosa efa nanota sady nanao heloka. 16Tompo ô, araka ny asa soa …

Zoma 02 Martsa 2018 – Eze 14 : 6 – 11

by Harivony

6Noho izany, ambarao amin’ny Israelita fa iza no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: ‹Ialao ny toe-dratsy, ilaozy ny sampinareo sy ny fomba rehetra maharikoriko fanaonareo.›7«Raha misy Israelita na vahiny monina ao Israely14.7 Ny vahiny nonina tao Israely …

Alakamisy 01 Martsa 2018 – Mat 4 : 12 – 17

by Harivony

12Nony ren’i Jesoa fa naiditra am-ponja i Jôhany4.12 naiditra… Jôhany: i Jôhany Mpanao batisa no ambara eto. Jereo Mt 14.3., dia lasa nankany Galilea Izy. 13Ary nilaozany i Nazareta ka lasa Izy niorim-ponenana tao Kafarnahòma, tanàna amoron’ny farihi…

Alarobia 28 Febroary 2018 – Jao 8 : 39 – 47

by Harivony

39Dia niteny tamin’i Jesoa ry zareo nanao hoe:–I Abrahama no rainay!Fa hoy i Jesoa taminy:–Raha tena zanak’i Abrahama ianareo, dia ho nanao ireo asan’i Abrahama8.39 dia ho nanao ireo asan’i Abrahama: misy stf maro ahitana hoe dia manaova ireo asan’i Ab…

Talata 27 Febroary 2018 – I Mpa 11 : 38 – 39

by Harivony

38Raha henoinao izay rehetra andidiako anao ka izoranao ny sori-dalako ary ataonao izay mahitsy eo imasoko sady tandremanao ny lalànako sy ny didiko tahaka ny nataon’i Davida mpanompoko, dia hiaraka aminao Aho ka hampiorina taranaka maharitra ho anao t…

Alatsinainy 26 Febroary 2018 – Asa 13 : 44 – 52

by Harivony

44Ary tamin’ny sabata herin’io, dia saika tafangona avokoa ny mponina rehetra ao an-tanàna mba hihaino ny tenin’Andriamanitra. 45Tonga feno fialonana ny Jiosy nony nahita ny vahoaka maro, ka sady nanohitra ny teny voalazan’i Paoly no nanevateva azy. 46…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro