Alatsinainy 05 Febroary 2018 – Jao 12 : 44 – 50
44I Jesoa kosa niantso mafy hoe:–Izay mino Ahy, dia tsy Izaho ihany no inoany fa Ilay naniraka Ahy; 45ary izay mahita Ahy, dia mahita Ilay naniraka Ahy. 46Izaho, ilay fahazavana, dia tonga amin’izao tontolo izao, mba tsy hitoetra ao anatin’ny haizina i…