Ny Sampana Mpanazava & Tily , afohezina hoe SAMPATI, dia Sampana miorina eto amin’ny FJKM Tranovato Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro.
Ny fitsipika mifehy ny SaMpaTi  RINDRAMBATO 163e dia miainga amin’ny Foto-dalàna sy ny Fitsipika FJKM. .

Zava-kendreny

Ny zava-kendren’ny SAMPATI FJKM dia ny hahatonga ny ankizy sy ny tanora beazina ao aminy ho tia an’Andriamanitra sy hahalala Azy ao amin’i Jesoa Kristy, ka ho vonona hiasa ho an’ny tanindrazana sy ny mpiara-belona aminy ao anatin’ny fifehezan-tena sy fanarahana ireo fitsipika mifehy ny fikambanana voalaza ao.

Biraon’ny Sampana Mpanazava & Tily Rindrambato 163e

Filoha : ANDRIATSOHARINIVO Haingoniaina

Filoha mpanampy : RAVAOARIMALALA Fanjalalaina

Mpitantsoratry ny vola : RAHARILAHATRA Marie Hasina

Mpitahiry vola : RAHARO Andriamanjaraniaina Manoa

Mpanolotsaina : RAZANAMANJAKA Espérance

Fandaharam-potoana samihafa

Fotoana SAMPATI :  Lasy Mpanazava / Tily

Fankalazana an' Andriamanitra noho ny JOBILY faha 25 Taona niorenan'ny SaMpaTi RINDRAMBATO 163e 1998-2023.
▶️ Fanokafana  ny Alahady 21Mai 2023
▶️ Ivon'ny Fakalazana ny Alahady 19 Novambra 2023.

Komitim-Pivondronana KP Mpanazava & Tily - SaMpaTi 163e

Mpanazava & Tily - SaMpaTi

Ireo Mpanazava - Mpiandraikitra

Mpanazava & Tily , Voronkely ... SaMpaTi

Tetiandro SaMpaTi

Ireto ny tetiandron'ny SAMPATI mandritra ity taona  ity.

Fankalazana an' Andriamanitra noho ny JOBILY faha 25 Taona niorenan'ny SaMpaTi RINDRAMBATO 163e 1998-2023.
▶️ Fanokafana ny Alahady 21Mai 2023
▶️ Ivon'ny Fakalazana ny Alahady 19 Novambra 2023.

Volana SAMPATI : Novambra

Fety sy fankalazana samihafa

Fotoan-dehibe Fiangonana :  13 aogositra 2023 ivon'ny Jobily faha 120 taona

SAMPATI Foibe FJKM : ---