Afaka mifandray amin’ny Fiangonana mivantana ianao  amin’ny  fotoana fisian’ny fotoampivavahana ny Alahady na manantona ny Mpitandrina amin’ny andavan’andro. Afaka miantso na manoratra koa amin’ny tompon’andraikitra isantsokajiny.

Toerana anaovana ny fotoampivavahana

Fjkm Tranovato Ziona Vaovao
Alatsinainy Bakaro

Hifandray amin’ny tompon’andraikitra

Email : [email protected]
Mpitandrina : (+261) (0)34 06 543 64