Lahatsoratra tamin’ny août 2021

110 of 57 items

Alarobia 01 Septambra 2021 – Kol 2 : 6 – 15

by Mofon'Aina

 6Noho ianareo efa nandray an’i Kristy Jesoa ho Tompo, dia manaova fitondrantena toy ny olona tafaray aminy. 7Aoka hahazo vahatra sy hiorina ao amin’i Kristy ianareo; aoka hihamafy hatrany ny finoanareo araka izay efa nampianarina anareo, ary aoka…

Talata 31 Aogositra 2021 – II Sam 9 : 1 – 13

by Mofon'Aina

1Hoy i Davida indray andro:–Mbola misy olona sisa velona ve amin’ny fianakavian’i Saoly? Mba tiako ny hanisy soa azy noho ny amin’i Jônatàna.2Fa nanana mpanompo iray nantsoina hoe Tsibà ny fianakavian’i Saoly; ary nampanantsoina hankeo amin’i Davida iz…

Alatsinainy 30 Aogositra 2021 – Eks 36 : 1 – 7

by Mofon'Aina

 1Fa namaly an’i Mosesy ny TOMPO hoe:–Ankehitriny vao ho hitanao izay hataoko amin’ny Farao, fa noho ny herin-tsandriko dia havelany handeha ny Israelita; eny, noho ny herin-tsandriko, dia horoahiny hiala amin’ny taniny izy ireo!Mampanantena an’i …

Alahady 29 Aogositra 2021 – Eks 36 : 1 – 7

by Mofon'Aina

 1I Betsalela sy i Ôhôliaba mbamin’ireo mpahay taozavatra hafa, izay nomen’ny TOMPO fahakingana sy faharanitan-tsaina ilaina hanatanterahana ny asa, dia hanamboatra ny zavatra rehetra hampiasaina amin’ny fanompoam-pivavahana ao amin’ny Toeramasina…

Sabotsy 28 Aogositra 2021 – Heb 10 : 19 – 25

by Mofon'Aina

 19Koa isika, ry havana, dia manana ny tena fahafahana hiditra ao amin’ny Toeramasina Indrindra, noho ny ra nafoin’i Jesoa. 20Nanokafany lalana vaovao mitondra amin’ny fiainana isika: dia lalana mamaky eo amin’ny efitra lamba, izany hoe …

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro