Lahatsoratra tamin’ny août 2021

1120 of 57 items

Zoma 27 Aogositra 2021 – Mat 12 : 31 – 37

by Mofon'Aina

 31Noho izany, hoy Aho aminareo: havelan’Andriamanitra avokoa ny heloka rehetra vitan’ny olombelona ary koa ny fanevatevana rehetra ataony an’Andriamanitra; fa izay manevateva ny Fanahy Masina kosa dia tsy hahazo famelan-keloka. 32Na iza na iza ma…

Alakamisy 26 Aogositra 2021 – Fil 1 : 1 – 11

by Mofon'Aina

 1Avy amiko Paoly ity taratasy ity.Mamangy anareo vahoakan’Andriamanitra rehetra atỳ Filipy aho, dia ianareo efa tafaray amin’i Kristy Jesoa ary ao anatin’izany ireo mpitondra Fiangonana sy diakônina. Mamangy anareo koa i Timôty. Samy mpanompon’i …

Alarobia 25 Aogositra 2021 – Sal 133 : 1 – 3

by Mofon'Aina

 1 Hira fiakarana. Nataon’i Davida.Endrey, tsara sady mahafinaritra tokoaizany firîndran’ny mpiray tampo miara-monina!2Toy ny ilomanitra mby an-dohan’olona nasainaka mitsororoka hatreny amin’ny somotra.Toy ny somotr’i Aharôna mpisorombeka midina h…

Talata 24 Aogositra 2021 – Mik 6 : 6 – 8

by Mofon'Aina

 6«Inona àry no hoentiko,rehefa manatona aho hiankohokaeo anatrehan’ny TOMPO,Andriamanitra avo indrindra?Moa zanak’omby iray taonahatao sorona dorana manontolo veno hoentiko rehefa manatona Azy aho?7Ho sitraky ny TOMPO ve ny ondrilahy an’arivonyna…

Alatsinainy 23 Aogositra 2021 – Lio 3 : 7 – 14

by Mofon'Aina

 7Toy izao àry no tenin’i Jôhany tamin’ny vahoaka nidodododo hataony batisa:–Ry tarana-menarana, iza no nanoro hevitra anareo mba tsy ho tratry ny fahatezeran’Andriamanitra izay efa antomotra? 8Asehoy amin’ny fitondrantena mendrika fa nialanareo t…

Alahady 22 Aogositra 2021 – Mar 12 : 41 – 44

by Mofon'Aina

 41Amin’ny andro fitsarana, dia hitsangana manoloana ny olona ankehitriny ireo mponina tao Ninive, ka hanameloka azy; fa niala tamin’ny toetra ratsy ireo mponina tao Ninive nony nandre ny toritenin’i Jônà! Indro anefa misy mihoatra noho i Jônà eto…

Sabotsy 21 Aogositra 2021 – I Pet 5 : 1 – 4

by Mofon'Aina

 1Mananatra ny loholom-piangonana eo aminareo aho, dia izaho loholona tahaka azy ireo sy vavolombelon’ny fijalian’i Kristy ary koa mpiombona amin’ny voninahitra efa haseho. 2Aoka ianareo ho mpiandry ny andianondry napetrak’Andriamanitra hiandraike…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro