Talata 10 Aogositra 2021 – Sal 31 : 1 – 8
1 Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida.2TOMPO ô, Ianao no fialofako;tsy ho diso fanantenanana oviana na oviana aho.Araka ny fahamarinanaodia afaho amin’ny loza aho!3Mba anongilano sofina aho ka vonjeo fainga…