Alakamisy 05 Aogositra 2021 – Mat 6 : 1 – 4
1–Tandremo ny manao adidy ara-pivavahana eo imason’ny olona mba ho hitany, sao ianareo tsy mahazo valisoa avy amin’ny Rainareo Izay any an-danitra.2Koa rehefa manao fiantrana ianao, aza dia antsoantsoina ho ren’ny tany ama-monina, sahala amin’ny …