Vaovao miavaka

2 Items

Vaovao miavaka, misongadina

Ivon’ny Fankalazana Faha120 taona FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Tanteraka  ny Sabotsy 12 sy Alahady 13 Aogositra 2023 ny ivon’ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana  FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Notokanana tamin’izany ny  ezaka “Valintafo” mitentina 60 000 000 Ariary ho fanamarihana ny Fankalazana. Nitondra ny fotoana ny Mpitandrina RABENANTOANINA Solofonindriana  filohan’ny Synodamparitany Atsimon’Iarivo Miray  sy ny kristianina maro. Nandray anjara fitenanana ny Mpitandrina […]

Fanokafana Fankalazana Faha120 taona FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Natao ny Alahady 2 Aprily 2023 ny fanokafana ny “Fankalazana Faha120 taona” n’ny Fiangonana  FJKM Ziona Vaovao Tranovato Alatsinainy-Bakaro. Niarahana tamin’ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi  filohan’ny FJKM niaraka tamin’ny Mpitandrina RAKOTONANAHARY Tiana Holda. sy ny Fiangonana manontolo , notronon’ny Zanaka ampielezana sy ny Kristianina maro. Misaotra ny rehetra nivavaka tamin’ny nahantateraka izany. Fanokafana faha 120 […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro