Marka 16: 15 – SADY TSARA HIANAO NO MPANAO NY TSARA
« Sady tsara Hianao no Mpanao ny tsara» (Salamo 119:68 a) Source
Samihafa
« Sady tsara Hianao no Mpanao ny tsara» (Salamo 119:68 a) Source
Fandaharana natao hanasana ireo mpanakanto ara-pilazantsara sy izay rehetra manana talenta hozaraina eto amin’ny Pejy … Source
Source
Fandaharana tenim-pahendrena eto amin’ny Pejy Marka 1615, miaraka amin’ny mpitandrina Rakoto Edouard. Source
Dr. Tiana Alisoa RANAIVONIARIVO, Mpitandrina (Fampianarana tamin’ny Ankatoky ny fandraisana ALAHADY 29 JONA 2025) Source
Misy laharam-pahamehana mandrakariva eo amin’ny fiainana Mofonaina anio: Asabotsy, faha 21 Febroary 2026 Sal 117 / Hira 18:1,2,4 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 242 Jaona 4,31 – 38 31 Ary raha tsy mbola tonga izy ireny, ny mpianany dia nangataka taminy ka nanao hoe: Hano, Raby ô. 32 Fa hoy Jesosy taminy: Izaho […]
Manana ny fomba fiasany ny Tompo Mofonaina anio: Alahady, faha 22 Febroary 2026 Sal 145,1-7 / Hira 9:1,2,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 305 Matio 21,33 – 46 33 Mihainoa fanoharana hafa koa: Nisy lehilahy tompon-trano nanao tanim-boaloboka, dia namefy azy manodidina dia nihady famiazana teo anatiny, dia nanao tilikambo, ary dia […]
Asan’Andriamanitra ny zavatra rehetra mampirindra ny fianana Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 23 Febroary 2026 Sal 146, 1-4 / Hira 3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 731 :1,4,6 Mpitoriteny 11,4 – 8 4 Izay fatra-pihevitra ny rivotra tsy hamafy, ary izay manahy* ny rahona tsy hijinja.[Heb. mijery] 5 Toy ny tsy ahafantaranao ny […]
Mifamatotra amin’ny fahalalana ny Soratra Masina ny vavaka Mofonaina anio: Talata, faha 24 Febroary 2026 Sal 125 / Hira 170:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F.54 Matio 21,18 – 22 18 Ary nony niverina maraina hankany an-tanàna Izy, dia noana. 19 Ary nahita hazo aviavy* anankiray teo amoron-dalana Izy, dia nankeo aminy, […]
Manao ny asan’Andriamanitra ny olom-boavonjy Mofonaina anio: Alarobia, faha 25 Febroary 2026 Sal 138,1-3 / Hira 8 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F.6 Romana 15,1 – 4 1 Fa isika izay matanjaka dia tokony hitondra ny fahalemen’ny malemy ka tsy hitady izay hahafaly ny tenantsika ihany. 2 Aoka isika rehetra samy hitady […]