Samihafa

1120 of 515 items

Samihafa

Mibanjina ny mandrakizay ny mino

by Mofonaina–SA-FJKM

Mibanjina ny mandrakizay ny mino Mofonaina anio: Alakamisy, faha 26 Febroary 2026 Sal 111,1-9 / Hira 36:1,2 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira F.47 Jaona 6,22 – 28 22 Nony ampitson’iny ny vahoaka izay nijanona teny am-pitan’ny ranomasina dia nahita fa tsy nisy sambokely hafa teo afa-tsy iray ihany, ary Jesosy tsy mba […]

Ny akon’ny Soratra Masina eo amin’ny Mpanompon’Andriamanitra

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny akon’ny Soratra Masina eo amin’ny Mpanompon’Andriamanitra Mofonaina anio: Zoma, faha 27 Febroary 2026 Sal 88,1-3 / Hira 203 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 487 :1,3 2 Mpanjaka 23,21 – 25 21 Ary ny mpanjaka nandidy ny vahoaka rehetra hoe: Tandremo ny Paskan’i Jehovah Andriamanitrareo, araka ny voasoratra ao amin’ny bokin’ity fanekena […]

Ny olona voavonjy – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona voavonjy Mofonaina anio: Asabotsy, faha 28 Febroary 2026 Sal 103,1-5 / Hira 480 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 445 Apokalypsy 7,11 – 17 11 Ary ny anjely rehetra nitsangana manodidina ny seza fiandrianana mbamin’ny loholona* sy ny zava-manan’aina efatra, dia niankohoka teo anoloan’ny seza fiandrianana izy ka nivavaka tamin’Andriamanitra [* […]

Ny olona tia an’i Jesoa

by Mofonaina–SA-FJKM

Ny olona tia an’i Jesoa Mofonaina anio: Alahady, faha 01 Martsa 2026 Sal. 145. 1-7 / FFPM 549, 1 / Vavaka / Mofonaina / FF 24, 2 Jaona 21,15 – 19 15 Ary rehefa nisakafo izy, dia hoy Jesosy tamin’i Simona Petera: Simona, zanak’i Jaona, moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ny fitiavan’ireto? Hoy izy […]

Andriamanitra tia ny vahoakany – FJKM

by Mofonaina–SA-FJKM

Andriamanitra tia ny vahoakany Mofonaina anio: Alatsinainy, faha 02 Martsa 2026 Sal.29.1.2 / Hira 16 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Vavaka / Hira 164 Ezekiela 16,1 – 8 1 [Ny nivadihan’i Jerosalema, sy ny nahafoizany an’i Jehovah, ary ny hamaliany azy amin’izany] Tonga tamiko indray ny tenin’i Jehovah nanao hoe: 2 Ry zanak’olona, […]

« Mofon’aina, Sakafo sahaza ny Fanahy »

by Mofonaina–SA-FJKM

Sal 11.4-7 / Hira 12:1,3 / Vavaka / Mofonaina / Vavaka / Hira 489:1,3 Ny olona marina 1-Manahaka an’i Kristy “Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina… Talata, faha 10 Martsa 2026 source_link]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro