Samihafa

291300 of 532 items

Samihafa

Mofonaina 11 Sept 2023: Kok 2¹-⁷ 1-Kristy no iafenan’ny rakitry ny fahendrena sy…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 11 Sept 2023: Kok 2¹-⁷ 1-Kristy no iafenan’ny rakitry ny fahendrena sy ny fahalalana rehetra. Tsy Jesoa naterak’i Maria, tsy Jesoa taranak’i Joda, fa Jesoa Kristy zanak’Andriamanitra. Tsy Jesoa araka ny nofo, fa Jesoa araka ny Fanahy. Araka izany, tsy fanambaran’olona no henoina sy ankatoavina, fa ny fanambaran’Andriamanitra araka ny Fanahy. Marina izany araka […]

Mofonaina 10 Sept 2023: Mat 4¹²-¹⁷ Samihafa tanteraka ny amin’ny fihevitry ny ta…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 10 Sept 2023: Mat 4¹²-¹⁷ Samihafa tanteraka ny amin’ny fihevitry ny tany nyfihzvitr’Andriamanitra. 1-Fihevitry ny tany. Nifarana tamin’ny heriny androany ny Jeux des îles. Izay mpandresy hatrany no nahazo ny loka: alimo, volafotsy ary volamena. Mbola misy koa ny nahazo vola. Izay resy kosa dia niala sy niverina nody tamin’alahelo. Manamarina izany fa ny […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro