LALAO HAZAKAZAKA MASINA.. Fandaharan-dalao Asabotsy 01 jolay 2023
LALAO HAZAKAZAKA MASINA.. Fandaharan-dalao Asabotsy 01 jolay 2023 Source
Samihafa
LALAO HAZAKAZAKA MASINA.. Fandaharan-dalao Asabotsy 01 jolay 2023 Source
LALAO HAZAKAZAKA MASINA, Voka-dalao Asabotsy 24 Jona 2023 Source
Mofonaina 27 Jona 2023: Mar 9¹⁴-²⁹ Ny nahasitranan’i Jesoa zazalahy azom-panahy moana sy marenina no eto. Ny hevi-dehibe misongadina, ankoatry ny fanasitranana, dia ny fananarana sy fanitsiana: na ny rain’ilay zaza na ny mpianatra 1-fanitsiana ny rain’ilay zazalahy. Ny and.18 dia misy fanomezantsiny nataony tamin’ny mpianatra. Tsy ny finoan’ny mpianatra ihany no hahatanteraka ny fanasitranana, […]
Source
Mivavaha mandrakariva ka aza mety reraka. Ireto misy antony hivavahantsika: ho fanampiana anao: – Ny fiainanao: na ao amin’ny fifaliana na ao amin’ny faharatsiana – Ny an’ny manodidina anao: havana, ray, reny, zoky, zandry, fiaraha-monina, firenena. – Ny asan’ny tsirairay: mba ho araky ny sitrapon’Andriamanitra ny atao. Na aiza na aiza, na inona na inona […]
Mofonaina 24 Jona 2023: Sal 31¹-⁸ And.7-8: Hifaly sy ho ravoravo amin’ny famindram-ponao aho; fa nahita ny fahantrako Ianao, ka nahafantatra ny fahorian’ny fanahiko, ary tsy mba nangeja ahy teo an-tanan’ny fahavalo; fa efa nampitoetra ny tongotro eo amin’ny malalaka Ianao. Davida miravo amin’ny Mpamonjy satria namindrany fo ary nafahany. 1-Misaotra noho ny famindrampon’i Jehovah. […]
Fanompoampivavahana FJKM “Iorenan’ny fahafahana ny Tompo” Alahady natokan’ny Foibe FJKM hitondràna am-bavaka sy hanohanana ny Sampana Vokovoko Manga (SVM) manerana ny sahan’ny FJKM. Alahady 25 Jona 2023 FJKM Ambohidroa Antehiroka SPAA10 Source
Mofonaina 23 Jona 2023: Lio 7¹-¹⁰ And.6-7: “Tompoko, aza manahirana ny tenanao Ianao; fa tsy miendrika hidiranao ao ambanin’ny tafon-tranoko aho. Koa na dia ny tenako aza dia nataoko fa tsy miendrika hankeo aminao; fa mitenena ihany, dia ho sitrana ny ankizilahiko.” Ny olon’afaka dia tsy mijery ny voninahitry ny tenany fa mijery ny voninahitry […]
Miantso ny lanitra sy ny tany aho anio ho vavolombelona aminareo fa efa nataoko teo anoloanao ny fiainana sy ny fahafatesana … Source
LALAO HAZAKAZAKA MASINA.. Fandaharan-dalao Asabotsy 24 Jona 2023 Source