Samihafa

411420 of 532 items

Samihafa

Mofonaina 23 May 2023: Mar 3²⁰-³⁰ 1-JESOA KRISTY TSY MIRAY AMIN’I BELEZBOBA. Efa…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 23 May 2023: Mar 3²⁰-³⁰ 1-JESOA KRISTY TSY MIRAY AMIN’I BELEZBOBA. Efa niady tamin’i Belzeboba, mbola miady ary handrava azy sy ny miaramilany rehetra no fototra sy anto-pisian’i Jesoa Kristy. Hazavainy eto fa ho rava ny fanjakana miady antrano, na ankohonana miady an-trano. Raha Satana no manohitra ny tenany, dia tahaka ny olona mamono […]

Mofonaina 22 May 2023: Sal 143⁷-¹² SAROBIDY NY FAHORIANA 1-MAMPITODIKA AMIN’I JE…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 22 May 2023: Sal 143⁷-¹² SAROBIDY NY FAHORIANA 1-MAMPITODIKA AMIN’I JEHOVAH ANDRIAMANITRA. Tena ratsy tokoa ny fahoriana, satria mandreraka izay voany, ary mitondra ho amin’ny famoizampo. Davida eto dia efa eo ambaravaram-pasana, efa ho faty (and.7). Tsara dia tsara kosa satria mampitodika amin’i Jehovah mba hahazoana fiarovana na ARO= Antoka, Rehareha, Onim-pahasoavana. IZY tokoa […]

Mofonaina 20 May 2023: Efes 4¹-¹⁰ 4³: “mazoto mitana ny firaisana avy amin’ny Fa…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 20 May 2023: Efes 4¹-¹⁰ 4³: “mazoto mitana ny firaisana avy amin’ny Fanahy amin’ny fehim-pihavanana” Andriamanitra miasa ho amin’ny fampiraisana ny Fanahy Masina. Tsy misy afa-tsy io fampiraisana io no asan’ny Fanahy Masina. Tsy mahagaga raha Miverina im-7 ny teny hoe: “iray”. 1-Iray ny tena, 2- iray ny Fanahy, 3- fanantenana iray, 4- iray […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro