Samihafa

421430 of 561 items

Samihafa

Mofonaina 6 Jona 2023: Eks 6²-⁸ And.6: “Koa lazao amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Iz…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 6 Jona 2023: Eks 6²-⁸ And.6: “Koa lazao amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Izaho no Jehovah, ary hitondra anareo hivoaka ho afaka amin’ny fanompoana mafy ampanaovin’ny Egyptiana anareo Aho ka hanafaka anareo amin’ny fanompoana azy; ary sandry ahinjitra sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo.” 1-Mamerina amin’i Mosesy Jehovah eo amin’ny and.2-3, fa ANDRIAMANITRA TSITOHA no nisehoany […]

Mofonaina 3 Jona 2023: Jao 5¹-⁹ 1-Manafaka amin’ny aretina ny Tompo. Asa telo n…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 3 Jona 2023: Jao 5¹-⁹ 1-Manafaka amin’ny aretina ny Tompo. Asa telo no nataon’i Jesoa: nampianatra, nitory, nanasitrana (Mat 4²³). Ny fitondrany ny otan’ny olombelona sy ny fanasitranana no nanekeny ho faty eo amin’ny hazofijaliana (1Pet 2²⁴). Koa rehefa nanafaka tamin’ny fahotana ka namela heloka IZY, dia nanasitrana. Koa ny tenin’ny hoe “te-ho sitrana […]

Mofonaina 30 May 2023: Jao 15²⁶-²⁷ Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho…

by Fjkm AlatsinainyBakaro

Mofonaina 30 May 2023: Jao 15²⁶-²⁷ Fa raha tonga ny Mpananatra, Izay hirahiko ho aminareo avy amin’ny Ray, dia ny Fanahin’ny fahamarinana Izay mivoaka avy amin’ny Ray, dia Izy no ho vavolombelona hanambara Ahy. Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara, satria ianareo efa teto amiko hatramin’ny voalohany. Ny Fanahy Masina dia : 1-IRAKA. Jesoa no […]

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro