Sabotsy 01 Martsa 2025
VOLANA MARTSA MIANTSO HO AMIN’NY FIBEBAHANA NY TOMPO Matio 3.1-6 Salamo 95. 1-5 / FFPM 16 / Vavaka / FF…..
VOLANA MARTSA MIANTSO HO AMIN’NY FIBEBAHANA NY TOMPO Matio 3.1-6 Salamo 95. 1-5 / FFPM 16 / Vavaka / FF…..
Sal 92, 1-3 / Hira 21:1.3 / Mofonaina / Hira 643 : 1,2 Josoa 10.8-11 Josoa sy ny Isiraely miakatra…..
Sal 23 / HF48 / Mofonaina / Hira 548:1 Isaia 40. 9-11 Andriamanitra mampahery ny olona no hita amin’izao mofonaina…..
Zaro amin’izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany. » (Ohabolana 22:6) Source
Sal 93 / Hira 6:12 / Mofonaina / Hiva 334 Lioka 4.31-37 Jesoa mampiseho ny heriny no resahina eto. Kapernaomy…..
Sal 33. 18-22 / Hira 16.1, 3/ Mofonaina / Hira 20 1,3 Salamo 119. 41-48 Miantso ny famindrampon’ Andriamanitra ny…..
Sal 117 / Hira 171 : 1, 3 / Moforaina / Hira 332 : 1 Sal 138.1-8 1. Midera an’Andriamanitra…..
Sal 32, 1-2 / Hira 167: 1,2 / Mofonaina / Hira 295 : 1,4 1 Jaona 2. 12-14 Natanjaka ny…..
Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an’ny fanahinareo … Source
Sal 91, 1-8 / Hira 8 / Mofonaina / Hira 512. 1,2 Ohabolana 22.17-21 Ny Tenin’ Andriamanitra dia miteraka fahatokiana…..