Zoma 14 Febroary 2025
Sal 128. 1-6/ Hira 531: 1, 3/ Mofonaina/ Vavaka Jaona 2.1-12 Ity famantarana voalohany nataon’i Jesoa dia marmpianatra antsika fa:…..
Sal 128. 1-6/ Hira 531: 1, 3/ Mofonaina/ Vavaka Jaona 2.1-12 Ity famantarana voalohany nataon’i Jesoa dia marmpianatra antsika fa:…..
Sal 103. 1-5 / Hira 3: 1 / Mofonaina / Vavaka Efe 6:1-4 Mitodika amin’ny ankohonana rehetra ny Tenin’Andriamanitra anio…..
Fa isika tsy mitolona amin’ny nofo aman-drà, fa amin’ny fanapahana sy amin’ny fanjakana sy amin’ny mpanjakan’izao … Source
Sal 145. 1-5/ Hira 170: 1/ Mofonaina / Vavaka Kolosiana 3:16-21 Hafatra telo mazava no ampitain’ny mofonaina anio: 1. Ampitoero…..
Sal 1.1-6/Hira 190: 1/ Mofonaina / Vavaka Jaona 20. 11-18 Tantaran’ny nitsanganan’i Jesoa tamin’ny maty ny mofonainantsika anio. Ampitain’io tantara…..
Sal 133 / Hira 190:1 / Mofonaina / Vavaka Gen 21.9-19 Ity tantara raketin’ny anjara mofonainantsika ity dia mampiharihary amintsika…..
Sal 1. 1-6 / Hira 190: 1 / Mofonaina / Vavaka 2 Kor 6.1-10 Ny amin’ny toetran’ny mpanompon’Andriamanitra no ampianrain’ny…..
Aty amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao. » (Jaona 16:33) Source
Sal 90. 1-5 / Hira 194: 1 / Mofonaina / Vavaka Oha 3.1-12 Ampianarin’ny olon-kendry isika anio mba: 1. Hitandrina…..
Sal 95. 1-5 / Hira 543: 1 / Mofonaina / Vavaka Jao 5.39-47 Fanontaniana valian’ny mofonainantsika anio ny hoe: Inona…..