Sabotsy 29 Jona 2019 – Rom 8 : 5 – 11
5Eny, izay miaina araka ny maha olona mpanota, dia mirona amin’ny zavatra ankafizin’ny maha olona mpanota; fa izay miaina araka ny Fanahy Masina, dia mirona amin’ny zavatra ankafizin’ny Fanahy Masina. 6Satria ny firònan’ny maha olona mpanota dia mitond…