Lahatsoratra avy amin’ny Mofon’Aina

110 of 154 items

Talata 26 Oktobra 2021 – Sal 118 : 19 – 29

by Mofon'Aina

 19Vohay ny vavahady fidiran’ny olo-marinamba hidirako hidera ny TOMPO.20Ity no vavahady mankao amin’ny TOMPO;ny olo-marina no aoka hiditra eo!21Hidera Anao aho, Tompo ô, fa novalianaoary Ianao no nahazoako fandresena.22Ny vato nolavin’ny mpanao t…

Alatsinainy 25 Oktobra 2021 – I Kor 8 : 17 – 24

by Mofon'Aina

 17Fa nanaiky ny fangatahanay ihany izy nefa nazoto rahateo, ka sitrapony ihany no nandehanany nankany aminareo. 18Ary ilay rahalahy izay nalaza amin’ny filazantsara any amin’ny fiangonana rehetra no nirahinay hiaraka aminy; 19ary tsy izany ihany,…

Alahady 24 Oktobra 2021 – Eks 24 : 1 – 11

by Mofon'Aina

 1Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy:–Miakara atỳ Amiko etỳ an-tendrombohitra miaraka amin’i Aharôna sy i Nadaba sy i Abihò ary loholona fitopolo amin’ny Israely. Ka raha mbola eny lavidavitra eny ianareo, dia aoka hiankohoka amin’ny tany. 2Avy eo dia ia…

Sabotsy 23 Oktobra 2021 – Lio 14 : 28 – 35

by Mofon'Aina

 28Raha misy aminareo te hanorina tilikambo, dia hipetraka izy aloha hitetika tsara izay ho lany, hahitany raha misy vola hanefana izany. 29Sao vita manko ny fototra vao tsy afa-manohy, ka holatsain’ny mpitazana rehetra 30hoe: «Mba nanomboka nanor…

Zoma 22 Oktobra 2021 – Isa 56 : 6 – 8

by Mofon'Aina

 6Ho an’ny hafa firenena miraiki-po amin’ny TOMPOmba hanao fanompoam-pivavahana aminysady tia Azy ary tonga mpanomponydia izao no teny hentitra ataon’ny TOMPO aminy:«Raha mitandrina ny sabata izyka tsy manimbazimba azysy mifikitra mafy amin’ny fan…

Alakamisy 21 Oktobra 2021 – Fil 2 : 1 – 14

by Mofon'Aina

 1Mampahery anareo tokoa ny firaisana amin’i Kristy, mampirisika anareo ny fitiavany, ary miombona amin’ny Fanahy Masina ianareo ka mahay mangoraka sy be hatsarampo. 2Noho izany, dia fenoy tanteraka ny hafaliako: aoka hifanaraka tsara ianareo ka h…

Alarobia 20 Oktobra 2021 – Mat 22 : 1 – 14

by Mofon'Aina

 1Dia nampiasa fanoharana tamin-dry zareo indray i Jesoa ka niteny hoe:2–Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ity mpanjaka nanao fanasambe noho ny fampakaram-badin’ny zanany lahy. 3Nirahin’ity mpanjaka ireo mpiasany hiantso ny olona nasaina hankao am…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro