Sabotsy 21 Aogositra 2021 – I Pet 5 : 1 – 4
1Mananatra ny loholom-piangonana eo aminareo aho, dia izaho loholona tahaka azy ireo sy vavolombelon’ny fijalian’i Kristy ary koa mpiombona amin’ny voninahitra efa haseho. 2Aoka ianareo ho mpiandry ny andianondry napetrak’Andriamanitra hiandraike…