Alakamisy 02 Septambra 2021 – Mar 1 : 1 – 8
1Manomboka eto ny Vaovao Mahafaly momba an’i Jesoa Kristy Zanak’Andriamanitra.2Izao no voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny bokin’i Isaià mpaminany:«Indro alefako hialoha Anao ny irako,hoy Andriamanitra,mba hanomana ny lalanao.»3«Injany misy feo…