Alatsinainy 13 Septambra 2021 – Rom 6 : 1 – 7
1Inona àry no holazaintsika? Hitoetra ao amin’ny fahotana ve isika mba hitomboan’ny fahasoavana6.1 Ampit 3.8.? 2Sanatria izany! Isika izay efa maty raha ny amin’ny fahotana, hataontsika ahoana no mbola ho velona ao amin’ny fahotana ihany? 3Sa tsy…