Talata 05 Oktobra 2021 – I Pet 5 : 5 – 9
5Toy izany koa ianareo mbola tanora fanahy, maneke ny loholona. Ary ianareo rehetra, samia mitafy fanetrentena ka mifanompoa, fa hoy ny Soratra Masina hoe:«Toherin’Andriamanitra ny mpiavonavonafa omeny fahasoavana kosa ny manetry tena5.5 Ohab 3.3…