Lahatsoratra avy amin’ny Mofon’Aina

6170 of 154 items

Talata 07 Septambra 2021 – Asa 2 : 37 – 39

by Mofon'Aina

 37Raha nandre izany ny olona, dia voatsindrona tao am-pony ka nanontany an’i Petera sy ny apôstôly namany hoe:–Ry havana, inona no tokony hataonay?38Dia hoy i Petera taminy:–Ialao ny toe-dratsy, ary aoka ianareo samy hatao batisa amin’ny anaran’i…

Alatsinainy 6 Septambra 2021 – Rom 4 : 9 – 12

by Mofon'Aina

 9Ho an’iza moa izany fahasambarana izany? Ho an’ny voafora ve sa ho an’ny tsy voafora koa? Voatsiahiko teo ny tenin’ny Soratra Masina hoe: «Ny finoana no nankatoavan’Andriamanitra an’i Abrahama ho marina.» 10Ary ahoana izany? Tamin’i Abrahama efa…

Alahady 05 Septambra 2021 – Lio 3 : 15 – 18

by Mofon'Aina

 15Velom-panantenana tokoa ny vahoaka ary samy nieritreritra tao am-pony hoe: «I Jôhany va re sa tsia no Mesia?» 16Fa i Jôhany kosa niteny tamin’izy rehetra hoe:–Ny ahy, rano no anaovako batisa anareo. Indro tamy kosa ilay Mahery noho izaho, ary t…

Sabotsy 04 Septambra 2021 – Lio 3 : 15 – 18

Zoma 03 Septambra 2021 – Deo 30 : 1 – 6

by Mofon'Aina

 1Ho tonga aminareo izany zavatra rehetra izany, dia ny fampanantenàm-pitahiana sy fanambaràn-doza izay nataoko teo anoloanareo. Ary any amin’ny firenena rehetra handroahan’ny TOMPO Andriamanitrareo anareo, dia hotsarovanareo ao am-ponareo izany, …

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro