Alahady 01 Septambra 2024
Asan’ny Apostoly 13. 38-43 Ny fanamarinana ny olona Efa niteny ny Soratra Masina hoe « tsy misy olona marina na dia…..
Asan’ny Apostoly 13. 38-43 Ny fanamarinana ny olona Efa niteny ny Soratra Masina hoe « tsy misy olona marina na dia…..
Miomàna hihaona amin’Andriamanitrao, ry Isiraely ô. (Amosa 4:12b) Source
Samedi 31 Août 2024 Je me réjouirais avec joie en l’Éternel… car il m’a revêtu des vêtements du salut, il m’a couvert du manteau de la justice, comme un fiancé se pare de son turban et comme une fiancée s’orne de ses joyaux. Ésaïe 61. 10 Vous avez revêtu Christ. Galates 3. 27 Habits à…
Ezekiela 44.15-19 Ny asa fisoronana 1- Voatokana ireo mpanao fanatitra ho an’ny Tompo. Nalalaka ny fanaovan’ny olona fanatitra tany am-boalohany,…..
Vendredi 30 Août 2024 Venez, retournons à l’Éternel, car il a déchiré mais il nous guérira ; il a frappé mais il bandera nos plaies. Osée 6. 1 Ils se sont tous détournés, ils se sont tous ensemble rendus inutiles ; il n’y en a aucun qui pratique la bonté, il n’y en a pas même un seul….
1 Korintiana 6. 12-20 Ny amin’ny vatana 1- Ny vatana araka ny hevitry ny grika Misy fombam-pitenenana eo amin’ny Grika…..
2 Tantara 35. 1-6 Ny fanitsiam-pivavahana Ny fanarenana ny fivavahana marina tian’i Jehovah: Tamin’ny fotoana nanjakan’i Josia no nahitana ny…..
Mercredi 28 Août 2024 Se prétendant sages, ils sont devenus fous… [ils] ont changé la vérité de Dieu en mensonge. Romains 1. 22, 25 ( L’Éternel dit ) : Comme les cieux sont élevés au-dessus de la terre, ainsi mes voies sont élevées au-dessus de vos voies, et les pensées au-dessus de…
Soa ihany aho nampahorina, Mba hianarako ny didinao. » (Salamo 119:71) Source
Jaona 17.6-19 Jesoa Kristy, tia ny mpianany 1- Mivavaka ho an’ny mpianany i Jesoa Kristy Manatanteraka ny fanaovam-beloma ny mpianany…..