Lahatsoratra tamin’ny 2024

110 of 607 items

Alarobia 01 Janoary 2025

by Mofonaina–SA-FJKM

LEHIBE NY FIANDRIANAN’ANDRIAMANITRA (Sal 97.1-6/Hira 171/Vavaka/ Mofonaina/ Vavaka/ HF 14) Deoteronomia 11. 8-12 Ny fitahian’Andriamanitra 1. Raisina amin’ny alalan’ny fitandremana…..

Talata 31 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Hebreo 1.5-14 Jesoa Kristy, ambony noho ny anjely. 1- Zanak’Andriamanitra Izy Miverimberina matetika eto ny fampitahana an’i Jesoa Kristy amin’ny…..

Alahady 29 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Salamo 2.7-12 Hafatra ho an’ny mpitondra fanjakana 1- Avy amin’Andriamanitra ny fahefana Raha jerena amin’ny ankapobeny ny Testamenta Taloha dia…..

Zoma 27 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Matio 1. 18-25 Lehilahy hendry sady feno fanetren-tena. Raha mba tahaka an’i Josefa avokoa ny lehilahy manam-bady rehetra dia hilamina…..

Alarobia 25 Desambra 2024

by Mofonaina–SA-FJKM

Mika 5.1-5 Ny fahatongavan’ny Mesia Anisan’ny mpaminany nanambara mialoha ny hiavian’ny Mesia ny mpaminany Mika. Toy izao ny fahitany izany:…..

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro