Zoma 15 Oktobra 2021 – II Tan 30 : 13 – 20
13Tamin’ny volana faharoa dia nisy vahoaka marobe tafavory tao Jerosalema mba hankalaza ny fety fihinanana ny mofo tsy misy leviora. Fiangonana goavana tokoa izany. 14Dia nirotsaka nandrava ireo alitara fanompoan-tsampy tao Jerosalema ny olona; n…