Lahatsoratra avy amin’ny Mofon’Aina

1120 of 154 items

Alarobia 20 Oktobra 2021 – Mat 22 : 1 – 14

by Mofon'Aina

 1Dia nampiasa fanoharana tamin-dry zareo indray i Jesoa ka niteny hoe:2–Ny Fanjakàn’ny lanitra dia tahaka ity mpanjaka nanao fanasambe noho ny fampakaram-badin’ny zanany lahy. 3Nirahin’ity mpanjaka ireo mpiasany hiantso ny olona nasaina hankao am…

Talata 19 Oktobra 2021 – Eks 34 : 18 – 20

by Mofon'Aina

 18«Ankalazao ny fetin’ny mofo tsy misy leviora; mandritra ny fito andro voatondro amin’ny volana Abiba no hihinananareo ny mofo tsy misy leviora araka izay efa nandidiako anareo. Fa volana Abiba toy izany no nialanareo tany Ejipta.19«Ahy ny voalo…

Alatsinainy 18 Oktobra 2021 – I Tes 5 : 12 – 18

by Mofon'Aina

 12Mangataka aminareo izahay, ry havana, mba hanaja izay mikely aina eo anivonareo, dia izay voatendrin’ny Tompo hitarika sy hananatra anareo. 13Fankatoavana be dia be ombàm-pitiavana no asehoy azy ireo, noho ny asa tontosainy. Mihavàna tsara iana…

Alahady 17 Oktobra 2021 – Apo 5 : 6 – 10

by Mofon'Aina

 6Dia hitako nisy Zanakondry nijoro teo anelanelan’ilay sezafiandrianana mbamin’ny zava-miaina efatra ankilany sy ireo loholona an-daniny. Tahaka ny efa voavono ho faty io Zanakondry io, ary nanana tandroka fito sy maso fito, dia ny Fanahy Masina …

Sabotsy 16 Oktobra 2021 – Lio 14 : 16 – 21

by Mofon'Aina

 16Dia hoy i Jesoa taminy:–Nanao fanasambe ity olona anankiray ka maro no nasainy. 17Nony fotoana fisakafoana, dia nirahiny ny mpiasany hilaza amin’ireo nasaina hoe: «Tongava, tompoko, fa efa vonona ny sakafo.» 18Samy rafitra niala tsiny avokoa an…

Zoma 15 Oktobra 2021 – II Tan 30 : 13 – 20

by Mofon'Aina

 13Tamin’ny volana faharoa dia nisy vahoaka marobe tafavory tao Jerosalema mba hankalaza ny fety fihinanana ny mofo tsy misy leviora. Fiangonana goavana tokoa izany. 14Dia nirotsaka nandrava ireo alitara fanompoan-tsampy tao Jerosalema ny olona; n…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro