Alahady 10 Oktobra 2021 – Mat 26 : 26 – 29
26Raha mbola teo am-pisakafoana ry i Jesoa sy ny mpianany, dia nandray mofo i Jesoa; ary nisaorany an’Andriamanitra izany, dia notapatapahiny sy nomeny ny mpianany ka nataony hoe:–Raiso ary hano fa ny tenako ity.27Avy eo nandray kalisy i Jesoa; a…