Lahatsoratra avy amin’ny Mofon’Aina

111120 of 154 items

Alarobia 11 Aogositra 2021 – Eks 31 : 1 – 11

by Mofon'Aina

 1Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy:2–Jereonao fa nofidiko i Betsalela, zanakalahin’i Orỳ sady zafikelin’i Hora, avy amin’ny fokon’i Joda, 3ary nofenoiko ny Fanahiko mba ho tena kinga sy marani-tsaina ka mahalala ny haitao isan-karazany: 4hainy ny m…

Talata 10 Aogositra 2021 – Sal 31 : 1 – 8

by Mofon'Aina

 1 Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida.2TOMPO ô, Ianao no fialofako;tsy ho diso fanantenanana oviana na oviana aho.Araka ny fahamarinanaodia afaho amin’ny loza aho!3Mba anongilano sofina aho ka vonjeo fainga…

Alatsinainy 09 Aogositra 2021 – Lio 5 : 27 – 32

by Mofon'Aina

 27Taorian’izany, raha nandeha i Jesoa, dia nahita mpamory hetra atao hoe Levỳ nipetraka tao amin’ny birao famorian-ketra, ka hoy Izy taminy:–Avia hiaraka amiko!28Dia nitsangana i Levỳ namoy ny zavatra rehetra ary nandeha niaraka taminy.29Avy eo r…

Alahady 08 Aogositra 2021 – Mat 21 : 31 – 46

by Mofon'Aina

 33–Mihainoa fanoharana hafa koa: Nisy mpanan-tany nanamboatra tanimboaloboka sy namefy azy manodidina ary nanao lavaka famiazam-bokatra sy tilikambo fiambenana; dia nampanofa azy tamina mpamboly ary lasa nankany an-tany hafa. 34Nony tonga ny foto…

Sabotsy 07 Aogositra 2021 – Jao 10 : 22 – 30

by Mofon'Aina

 22Ririnina ny andro tamin’izay ary notontosaina tao Jerosalema ny fankalazana ny Fitokanana. 23I Jesoa dia nitsangantsangana tao an-kianjan’ny tempoly, teo amin’ny lala-mitafon’i Salômôna. 24Koa nitangoronan’ny Jiosy Izy nanontaniany hoe:–Ambara-…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro