Zoma 06 Aogositra 2021 – Oha 10 : 9 – 20
9Izay mizotra ho olom-banona no mizotra amim-pitokiana;fa izay manan-toetra miolikolika kosa hiharan-doza.10Izay manafina ny zava-nitranga dia mahatonga alahelo;fa izay mananatra tsy misorona kosa mitondra fiadanana.11Ny tenin’ny olo-marina dia l…