Lahatsoratra avy amin’ny Mofon’Aina

141150 of 154 items

Alahady 16 Jona 2019 – Nom 24 : 1 – 9

by Mofon'Aina

1Hitan’i Balahama fa sitraky ny TOMPO ny hitsodrano an’ireo Israelita, dia tsy nandeha nisikidy toy ny teo aloha intsony izy, fa nitodika kosa nanatrika ny tany taniefitra fotsiny. 2Rehefa niandrandra i Balahama, dia nahita ireo Israelita nitoby isaky …

Sabotsy 15 Jona 2019 – I Pet 4 : 12 – 19

by Mofon'Aina

12Ry hava-malala, aza gaga amin’ny fanenjehana mivaivay miseho teo aminareo sady mihatra aminareo mba ho fizahan-toetra, ka hihevitra izany ho zava-tsy fahita midona aminareo. 13Fa mifalia araka ny iombonanareo fijaliana amin’i Kristy, mba ho heni-kafa…

Zoma 14 Jona 2019 – II Tan 20 : 14 – 17

by Mofon'Aina

14Teo anivon’izany vahoaka tafangona izany i Jahaziela, levita zanakalahin’i Zakarià sy zafin’i Benaià sy zafiafin’i Jehiela ary zafindohalik’i Matanià sady anisan’ny taranak’i Asafa, dia voatsindrin’ny Fanahin’ny TOMPO, 15ka niteny hoe:–Mihainoa tsara…

Alakamisy 13 Jona 2019 – Isa 11 : 1 – 9

by Mofon'Aina

1Misy rantsana misandrahaka avy amin’ny fototr’i Jisay;misy solofo mipoitra avy amin’ny fakany.2Ny Fanahin’ny TOMPO no mitoetra eo aminy,dia Fanahy manome fahendrena sy fahaiza-manavakaFanahy mahay mamolavola sy manatanteraka,Fanahy ahalalana sy anajan…

Alarobia 12 Jona 2019 – Mar 3 : 20 – 30

by Mofon'Aina

20Dia niverina tao an-trano i Jesoa; ary vory maro teo indray ny vahoaka, hany ka tsy afaka nisakafo Izy sy ny mpianany. 21Ren’ny fianakavian’i Jesoa izany ka niainga ireo mba haka Azy an-keriny satria hoe lasa adala Izy.22Ary hoy ireo mpahay lalàna ni…

Talata 11 jona 2019 – Gal 5 : 22 – 25

by Mofon'Aina

2Ny vokatry ny Fanahy Masina kosa dia fitiavana, hafaliana, fiadanana, faharetana, hamoram-po, hatsaram-po, toetra mahatoky, 23fahalemem-panahy, fahononam-po: tsy misy lalàna manohitra ny toy izany. 24Ireo voatokana ho an’i Kristy Jesoa dia efa nanombo…

Alatsinainy 10 Jona 2019 – II Kor 13 : 5 – 14

by Mofon'Aina

5Diniho ny tenanareo, ka izahao toetra raha velona amin’ny finoana tokoa ianareo na tsia. Fantatrareo tsara fa ao anatinareo i Jesoa Kristy, afa-tsy raha olona tsy voazaha toetra ianareo! 6Manantena kosa aho fa raha izahay, dia ho fantatrareo fa tsy mb…

Alahady 09 Jona 2019 – Asa 2 : 1 – 13

by Mofon'Aina

1Nony tonga ny andro Pentekôsta, dia tafangona teo amin’io efitrano io ihany ny mpino rehetra. 2Ary nisy feo avy tany an-danitra tonga tampoka tahaka ny rivo-mahery mifofofofo ka nanenika ny trano nitoerany. 3Ary nisy lela maro mitarehin’afo niseho tam…

Sabotsy 08 Jona 2019 – II Kor 3 : 12 – 18

by Mofon'Aina

12Satria manana izany fanantenana izany izahay, dia be fahasahiana tokoa. 13Izahay dia tsy tahaka an’i Mosesy izay nisaron-tava mba tsy hahitan’ny vahoaka Israely ny fiafaran’ilay famirapiratany mihelina. 14Fa nihadonto ny sain’ny vahoaka Israely; ary …

Zoma 07 Jona 2019 – I Kor 6 : 12 – 20

by Mofon'Aina

12«Azoko atao ny zavatra rehetra», hoy aho, kanefa tsy dia ary mahasoa avokoa. «Azoko atao ny zavatra rehetra», hoy aho, kanefa tsy misy na inona na inona avelako hanandevo ahy. 13«Ny hanina fanao an-kibo ary ny kibo fasian-kanina», hoy ianareo, kanefa…

Fjkm Ziona Vaovao Alatsinainy Bakaro