Alatsinainy 16 Aogositra 2021 – Sal 34 : 11 – 22
KAFA11Na dia ireo mpanankarena aza,mety tsy ampy hanina ka ho noana;fa izay mitady ny TOMPOtsy mba ho orin-java-tsoa.LAMEDA12Avia hihaino ahy ianareo, rey anaka,fa hampianariko hanaja ny TOMPO.MEMA13Raha misy olona mankamamy fiainanaka te ho ela …